Teny iditra | 1 avo ranjanana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [2.472] Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. 4 [2.996] ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; |
Singan-teny | 5 avo, ranjanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |